- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Belizy: Tondra-drano

Sokajy: Karaiba, Belize, Fanabeazana, Tontolo_iainana, Tsidika, Voina

“Nampitoka-monina ny tanàna kely sy lehibe maro sy nahatonga fialana tamin'ny toerana iva, nanimba ny voka-pambolena sy fikatonan'ny sekoly maro any amin'ny faritra afovoany sy andrefan'i Belizy ny fitondrahan'ny rano (raiso amin'ny teny hoe tondra-drano) tany amin'ity firenena ity…”: hoy Belizean [1] namelabelatra tamin'ny antsipiriany.