- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Syria: Efa tonga ve ny ririnina?

Sokajy: Syria, Tontolo_iainana

Ho avy ity ny ririnina, hoy ny mpamaham-bolongana Syriana Sasa [1]. Taorian'ny fidanihan'hafanana (ka mitanika  orana koa!) dia nirotsaka tampoka tao an-drenivohitra Syriana ny oram-baratra. “Ka tokony haka ny akanjo fanao amin'ny ririnina ary isika sa tsia?” hoy ny fanontaniany.