- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Mpanohana tokana an'i McCain eto Afrika

Sokajy: Liberia, Fifidianana, Politika

David Sasaki no nandefa lahatsarin'ny mpanohana an'i McCain eto Afrika [1]: Ao anatin'ny eritreritra endri-panohanana dia ity ny lahatsarin'ny mety ho tsara indrindra amin'ny mpanohana an'i McCain eto Afrika. Raha tadidiko tsara dia toa “George Kennedy” no anarany.