- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sri Lanka: Samy simba izany e!

Sokajy: Sri Lanka, Ady & Fifandirana, Tontolo_iainana

Portrait no mitatitra [1] ny fanimbana ny ala amina kilaometatra maromaro any Sri Lanka izay notapatapahina, nodorana, nohosihosena sy nentin'ny bulldozer fa nolamahina anjatony metatra ny andaniny sy ny ankilan'ny lalana ho fepetra noraisin'ny tafika hisorohana ny fanafihan'ny Tigra Tamolona [2] miafina ao anaty ala ao.