- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Paragoay: Tolobidina voromby hoan'ny filoham-pirenena

Sokajy: Amerika Latina, Paragoay, Fitantanam-pitondrana

Te-hividy voromby ho an'ny filoham-pirenena ny filoha Paragoaiana Fernando Lugo hanatontosany fitsidihana iraisam-pirenena [1]. Tsy manohitra ireny fitsangatsanganana ireny i Carlos Rodríguez ao amin'ny Rescatar [es] fa  lainy kosa ilay vidiny $7 000 000, ka aleo mitandrina kokoa hanofa raha izany, hoy izy.