Tantara tamin'ny 10 Oktobra 2008
Trinidad & Tobago : Ranom-boanio
Tantaran'i Now is Wow Too, mpitoraka blaoby avy ao Trinidad eto ny resadresaka nifanaovany tamin'ny mpivarotra voanio iray.
Madagasikara : BarCamp tany Madagasikara
Mitatitra ny BarCamp tany Madagasikara izay natrehiny ny namana Sixthman izay monina any Madagasikara rahateo : A lot of people attended the barcamp and most of them were … bloggers....
Seychelles : Nanaiky ny handray anjara amin'ny rohin-tseratsera Aterineto Pan-Afrikana
Gervais J. Henrie avy any Seychelles no mitatitra fa : Seychelles is the second African country, after Senegal to join the $1 billion pan-African e-network project initiated by the Indian...
Liberia : Fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenena
Mitohy ny dian'i David Sasaki, any Monrôvia, ary mitatitra mikasika ny fanarenana ireo fantsona fampahalalam-baovaom-pirenena any Liberia izy : Developing Liberia’s national media is key to 1.) promoting democracy, 2.)...