- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Liberia : Tantara fohin'i Liberia

Sokajy: Liberia, Politika, Tantara, Teknolojia

Amin'ny famangian'i David Sasaki, an'i Monrôvia, any Liberia izay hampianarany ireo Liberiana izay fomba fanaovana blaogy. Nanoratra fohy ny tantaran'i Liberia izy [1] :

Liberia’s history – and specifically its relationship with the United States – is fascinating. The country was founded and colonized in 1847 by freed Black slaves from the United States. By 1867 more than 13,000 Black Americans moved to independent Liberia.

“Mahaliana ny tantaran'i Liberia, indrindra izay fifandraisany tamin'ny Amerika. Niorina tamin'ny taona 1847, ary nozanahin'ny andevo mainty novotsorana avy any Amerika i Liberia. Tamin'ny taona 1867 dia mihoatry ny 13'000 ireo Amerikana mainty fihodirana izay nifindra tany amin'ny Liberia izay tanim-pahafahana.”