Madagasikara : Tatitra avy any an-kodahoda

Ny mpiblaogy fantadaza Ethan Zuckerman no mandinika izay tatitra avy any an-kodahoda any Afrika :

How do we get stories from places like Ilakaka, remote locations in Africa with no permanent press presence? Historically, we’d have to wait for something bad to happen – a mining disaster, an outbreak of disease. I see the photos in the Globe as evidence of what might be a healthier form of storytelling – a picture of a place that’s fascinating, whether or not it’s especially “newsworthy” today. The gembloggers are an interesting complement to this sort of reporting.

“Amin'ny fotoana manao ahoana no mba andrenesantsika vaovao avy amin'ireny toerana an-kodahoda toy an'Ilakaka, sy toerana dezaka hafa any Afrika ireny, izay tsy mba misy mpanao gazety afaka hitatitra mandrakariva ? Araky ny iarahantsika mahalala dia nila ho niandry izay hitrangan'ny loza isika – lozam-pihadiana vatosoa mahatsiravina izany [tany mihotsaka], na koa ny fihanaky ny otrik'aretina izay mandripaka aina maro. Ny nahitako Ireo sary napariaky Globe dia nandresy lahatra ahy ny izay mety ho endriky ny fomba fitantarana mendrika – sarina toerana mahaliana n'aiza n'aiza izany ary na dia “tsy dia maresaka firy” aza ankehitriny. Ary vao mainka hahaliana mihitsy aza raha misy mpihady vatosoa miblaogy [mitantara ny andavan'androny] hanatevenana izay tatitra an-tsary toy izao.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.