- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Thailand: Fetiben'ny mpifady hena 2008

Sokajy: Thailandy, Fivavahana, Foko sy Fiaviana, Sakafo, Zavakanto & Kolontsaina

Mankalaza ny fety isantaonan'ny mpifady hena [1] ny fokonolona Shinoa mipetraka any Thailand. Jereo sao mahaliana anao ireto sary manaraka ireto [1].