- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nepal: Ilay praiminisitra mpioko

Sokajy: Nepal, Fitantanam-pitondrana, Politika

Minerva's Crossing no sondriana [1] tamin'ny kabarin'ny praiminisitra, sady lehiben'ny mpioko taloha,  Pushpa Kamal Dahal (Prachanda) nataony tao New York ary nanambara hoe: “afa-miova ny vondrona mpioko, rehefa vonona ny hiroso ho amin'izany”.