- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna : Fampiratiana Rôbô

Sokajy: Japana, Tantara, Teknolojia

Edo no manapariaka ao amin'ny blaogy Pink Tectacle sarin'ireo Rôbô vaovao sy tranainy izay ampiratiana mandritra ny CEATEC 2008 [1], any Chiba, any Japàna.