Tantara tamin'ny 03 Oktobra 2008
Japàna : Fampiratiana Rôbô
Edo no manapariaka ao amin'ny blaogy Pink Tectacle sarin'ireo Rôbô vaovao sy tranainy izay ampiratiana mandritra ny CEATEC 2008, any Chiba, any Japàna.
Senegaly : Fahasamihafana mikasika ny Ramadana
Ria Bacon no mizara mikasika ny fivavahana Silamo sy ny fahasamihafana mikasika ny Ramadana Senegaly : Thus for some, Ramadan ended yesterday; for most it was today, declared a national...
Dominika : Fahaleovantena
Dominica Weekly no manapariaka sarin'ny fety fanokafana ny fankalazana ny faha-30 taonan'ny fahaleovantenan'ny nosy Dominika.