- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahrein : Tendrombohitra any Ecosse sy any Omana

Sokajy: Angletera, Bahrain, Oman, Saripika, Tontolo_iainana

BuZain mpiblaogy avy any Bahrein no manao fampitahana ara-tsary ny mahasamihafa ireo tendrombohitra any Ecosse sy any Omana. Ato jerena [1] raha tianao ho fantatra izany fahasamihafana izany.