Tantara tamin'ny 01 Oktobra 2008
Nikaragoà: Tarika tsy mijoro ara-dalàna mahazo fanohanana ara-bola
Ampangain'ilay mpamaham-bolongana Nikaragoana Ingrid Bergman ny tarika (mpihira) maromaro tsy manana fijoroana ara-panjakana nefa dia tsy manana olana amin'ny fahazoana fanohanana ara-bola mihoa-mpampana. Ao amin'ny bolongana Sweet Orchid (voninkazo mamy)...
Okraina: Sambo “azon'ny” piraty
The 8th Circle na ny faribolana faha-8 no miresaka momba ny fanafihan'ny piraty tamina sambo Okrainiana iray: “Ahoana moa ianao no hiatsambo miaraka amin'ny fiara mifono vy 30 MIAMPY fitaovana...
Madagasikara: Angovon'ny masoandro ho an'ny hopitalin'ambanivohitra
Noel no mamaham-bolongana mombany fampiasana ny angovo avy amin'ny taratry ny masoandro ampiasaina any amin'ny toeram-pitsaboana (fampiterahana) any ambanivohitry Madagasikara: “Nomena ireny toeram-pitsaboana ireny ny angovo avy amin'ny masoandro efa-taona...