Tantara tamin'ny Septambra, 2008
Shina: Misedra olana ny “Vita avy any Shina”
Tsy mitsaha-mitombo isan’andro ny hatezerana vokatr’ilay vovo-dronono voapoizina. Ankoatry Sanlu (三鹿), ny fandraharahàna ankapobeny misahana ny fanaraha-maso ny kalitao, ny Fitsirihana ary ny Fisorohana eto amin’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Shina koa...
Masedonia : Horonan-tsary hiadiana amin'ny kolikoly
Nizara rohin'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje i Razvigor 😉 dia i Komunikacii [MKD] sy Panta Rei [MKD].
Singapaora: Voarara ny ronono shinoa
Nahitana melamina , ilay fangaro namparary sy nahafaty zaza tany Shina, ihany koa ilay marika ronono holandey any Singapaora. Voarara any Singapaora moa ankehitriny ny ronono avy any Shina. Nosoratan'ny...
Bengladesh: Nananga-jaza tamin'ny fomba tsy ara-dalàna ve McCain?
Shada Kalo bolongana no manontany sao dia tsy ara-dalàna ny fananganan-jaza nataon'ilay mirotsaka hofidiana ho filohan'i Etazonia i John McCain sy i Cindy McCain tamin'ny zanany vavy bangla antsoiny hoe...
Japana: Namoaka DVD ilay mpanao politika Yuri Fujikawa
Ny hivoahan'ny [ja] DVD mampivoitra ilay mpanao politika japoney 27 taona Japanese Yuri Fujikawa [藤川 優里], mpikambana ao amin'ny antenimieran'ny tanànan'i Hachinohe [八戸市] ao amin'ny Pirefekitioran'i Aomori [青森県], izao no...
Japana: ny bika tsy mahasalaman'ny “Oliravina”
Mpamaham-bolongana Japoney Miyakichi ao amin'ny Miyakichi Nikki no mamelabelatra hoe nahoana moa no tsy mahasoa (tsy mifanaraka amin'ny fahasalamana velively) ny bika asehon'ireo mpilatro mahafatifaty manerantany amin'izao fotoana izao ireo...
Iran : Ahmadinejad sy ny Zava-mahadomelina
Araka ny lazain'i Emroozema [Fa], mpitoraka blaogy avy ao Iran dia 600000 ihany no nolazain'ny Filoham-pirenena Iraniana Mahmoud Ahmadineja fa marary noho ny fidorohana zava-mahadomelina ao Iran. Araka ny voalazan'ny...
Madagasikara: Tsiahy an'i Rado, ilay poeta manandaza
Misaona noho ny fahalasanan'ilay poeta malaza ny mpamaham-bolongana eto Madagasikara. Vakio ary ny tohiny.
Madagasikara:Latsa-pitiavana an'i Madagasikara
Tia an'i Madagasikara i David Sasaki, ilay nosy iray ao amin'ny ranomasimbe Indiana atsimo atsinanan'i Afrika. Ary tsy izy ihany…
Shina sy Taïwan : Hatezerana vokatry ny vovo-dronono voapoizina vita avy any Shina
Ireo vokatra vovo-dronono, novokarin'ny vondron'orinasa Sanlu (三鹿) avy any Shina, dia tsikaritra fa voapoizina tamin'ny alalan'ny melamine taorian'ny nahitàna fa zaza an-jatony no narary tratry ny vato any amin'ny voa...