Glenna Gordon, ao amin'ny blaoginy Scarlett Lion manapariaka sarin’ “apela iray faly” [1] (toran'ny hehy eo am-pivoizana ny milina fanjairana) nalainy tany Gulu, any Oganda.
Oganda : Apela iray faly
· Mpanoratra Ndesanjo Macha Nandika Tomavana
Sokajy: Oganda, Saripika