- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara : Ny Blaogiko sy Izaho

Sokajy: Madagasikara, Lalàna, Teknolojia

Vao nanokatra blaogy vaovao ny namana Andry Rakotoniaina Andriatahiana izay monina any Madagasikara [1]. Ambarany ho “mpanara-maso ny tontolon'ny Aterineto” ny tenany [the cyber observer]:

My name is Andry Rakotoniaina Andriatahiana and I am Malagasy. I am a lawyer, more specifically I work as a legal counsel for an International business and taxation law firm located in Antananarivo, capital of Madagascar.

“Andry Rakotoniaina Andriatahiana no anarako, Malagasy aho. Mpanao lalàna no asako, izany hoe aty Antananarivo, renivohitr'i Madagasikara dia mpanolotsaina ara-ketra anivon'ny orinasa iray mpandraharaha momba ireo hetra aloan'ireo orinasa no andraikitro raha ny marimarina kokoa.”