Shina: Misedra olana ny “Vita avy any Shina”
Tsy mitsaha-mitombo isan’andro ny hatezerana vokatr’ilay vovo-dronono voapoizina. Ankoatry Sanlu (三鹿), ny fandraharahàna ankapobeny misahana ny fanaraha-maso ny kalitao, ny Fitsirihana ary ny Fisorohana eto amin’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Shina koa (國家質檢總局) dia nampahafantra tamin’ny 16 septambra fa ampahadimin’ny mpamokatra vovo-dronono natao ho an’ny zazakely eto amin’ny firenena no voarohirohy amin’ilay tantara ratsin’ny melamine. Orinasa mpanodina ronono miisa 22, ka isan’izany ireo vokatra anatiny toy ny Yili (伊利) sy ny Meng Niu (蒙牛), no voarohirohy ho mamokatra vovo-dronono voapoizina. Hatreto, 6 244 raha kely indrindra ny zazakely tratry ny aretin’ny vato any amin’ny voa (calculs rénaux).
Ho fanohizana ny hafatra nalefan’i I-fan sy Bob Chen, ity misy fanampim-baovao mikasika ny fahatsapan’ny olona any Shina.
Aza mividy ny “Vita avy any Shina”
Nahatohina an’i William Iong ny sivana nampiharina tamin’ny aterineto nandritra ity olana ity, ka hoy indrindra izy niangavy : raha tena tianao marina ity firenena ity, miangavy indrindra aza mividy ny “Vita avy any Shina”
今天我博客上讨论的关于某某奶粉事件的文章被上面的人要求删除了,我感觉这个企业的公关能力真的很不错,在中国,最佳的企业公关不就是这样吗?把企业的利益和政府的利益捆绑在一起,以政府的行政力量来为企业公关,将网络和舆论上所有不利于自己的信息都删除,这是何等的舆论优势啊。这样,所有不明真相的人们可以继续喝你们制造的奶粉,在不知不觉中走进坟墓了。
Androany, nangatahana aho hamàfa hafatra iray tao amin’ny blaogiko mikasika ny olan’ny vovo-drononon’ny Sanlu. Tena matanjaka marina ny sampana fifandraisana ao amin’ity orinasa ity, tsy endriky ny lafatra ho an’ny fandraharahana sinoa ve izany ? Ampifamatorina ny tombontsoan’ny orinasa sy ny an’ny governemanta ary dia ampiasaina ny tanjaky ny fifandraisan’ny governemanta mba ho solon’ny sampana fifandraisana ho an’ny orinasa hamafàna izay rehetra vaovao na fanehoan-kevitra manohintohina ny tombontsoan’ny orinasa. Tena ao anatin’ny heriny tanteraka tokoa ry zareo. Amin’izay ireo rehetra tsy mahalàla ny marina dia hanohy hividy ny ronononao sy mandroso manàtona ny fasana.
Ary hoy ny mpitoraka blaogy manàla azy avy eo:
中国最大的问题就是人太多,特别是有知识、有思想的人太多,如果这些人都死掉的话,中国就没有任何问题了。
Ny olana goàvana ho an’i Shina dia mànana olona betsaka nahita fahalalàna isika sady malàlaka amin’ny fisainana, raha maty daholo ireny olona ireny, dia tsy mànana olana intsony isika .
听说这个企业还曾经要花300万去公关百度等门户网站,看来真是小看了它,其实只要花一半的钱去政府进行公关就足够了。
Misy siosion-dresaka fa nampiasa 3 tapitrisa yans ny orinasa ho an’ny atidoha-milina mpikaroka, toa somary nohamaivanintsika ny tanjany, antsasak’io volabe io fotsiny no ilainy dia ampy hanetsehany ny sampana fifandraisana ao amin’ny governemanta.
如果你真的爱国,请一定记住,不要购买中国制造的任何产品。
Raha tena tia tanindrazana tokoa ianao, azafady mba tsarovy, aza mividy mihitsy vokatra “vita avy any Shina”!
Eken’I Shen Yizhe fa mba ho soan’ireo taranaka ho avy, tokony ho sarotiny amin’ny vokatry ny firenentsika isika :
再这么下去,海洛因、冰毒的制贩都快失业了,而国家的中长期禁毒斗争将转移到食品加工业。看着新西兰总理用一副不可思议的表情讲述着河北省地方政府试图掩盖毒奶粉事件,并拖延召回三鹿产品后,这时候日本人一定会想起毒饺子,这个到现在都没有结论的无头公案,和毒奶粉同样出自河北。此时,是不是该换日本人抵制中国货了?用韩寒的话说,抵制日货是因为日本人伤害了我们的感情,而支持国货的下场是我们的下一代付出了健康和生命的代价。孰重孰轻,一看便知。
Raha hitohy toy izao ity tantara ity, dia mety ho very fihinana ireo mpivarotra zava-mahadomelina ary ny fanentanana hiady amin’ny zava-mahadomelina dia hihisaka hankany amin’ny orinasa mpanodina sakafo. Raha nitondra fanamarihana ny Praiminisitr’i Nouvelle-Zélande momba ny fikasan’ny governemantan’y faritanin’i Hebei hanarontsarona ity aferana vovo-dronono voapoizina ity sy hanatarazoka ny fandraofana ireo vokatr’i Sanlu, dia hitantsika soritra teny amin’ny endriny fa tena toa hadalàna sy tsy nampino azy ny zava-misy. Tsy maintsy nitamberina tamintsika ny resaka Japana sy ny ravioli voapoizina, izay mbola tsy fantatra mihitsy ny marina momba azy. Na ny ravioli na ny vovo-dronono voapoizina dia samy avy any amin’ny faritanin’i Hebei avokoa, inoako fa dia anjran’ny japoney indray izao no manao ankivy ireo vokatra sinoa. Raha ity tenin’i twocold,ity no ampiasaina “ny fanaovana ankivy ny vokatra japoney dia fomba hanabarànay ny fihetsem-ponay, fa ny vidin’ny fanohanana ny voka-pirenenay kosa dia ny fahasalamana sy ny ain’ny taranaka ho avy “. Ka iza àry no iray tena mavesa-danja ?
Fa tsy miresaka momba ny ankivy, i Wang Xiaofeng kosa indray dia mampianatra ny mpanjifa sinoa mba hanao kajikajy tsotsotra:
其实大家可以好好算算这道算术题,当某一种食品在自然界中的产量很少,但是市场上数量又很多,你可就要小心了,如果不掺假,那是不可能的。尤其是打着“绿色食品”“无公害食品”“有机食品”幌子的,您尽量别碰。牛奶里面无牛奶,果汁里面无果汁……有一天我在超市里看到Tang果珍,配方里的东西跟水果居然无关。你算算吧,橙子的产量是有限的,哪有那么多果肉工人挥霍。我去超市买东西,很多时候耽误在研究包装纸上的配料表上了,很多东西我看着就难受,能不买基本上不买。
Azafady, kajio tsara mihitsy, rehefa vokatra tsy fahita firy eo amin’ny tontolo voajanahary, nefa ananantsika betsaka eo anivon’ny tsena, dia tokony hitandrina mafy isika. Tena tsy azo inoana mihitsy ny filazana fa tsy nampiana zavatra hafa tao anatiny. Aza mikasika ireo vokatra manindrahindra ny “maitso” na “organika”. Tsy misy tena ronono ao anatin’ny ronono, tsy ahitàna tena voankazo ao anatin’ny ranomboankazo … Indray maka aho nahatsikaritra vokatra avy amin’ny voankazo Tang, tsy nahitàna voankazo mihitsy tao anatin’izay tahàrony. Meteza hanao kajy. Tena voafetra dia voafetra ny voasary eto amin’ny tanintsika, ka avy aiza no nahazoantsika voankazo betsaka hamatsiana ireo orinasa mpanodina sakafo ho an’ny daholobe ? Rehefa mandeha miantsena amin’ireny tsena lehibe ireny aho, ny ankabezan’ny fotoana laniko dia hamakiako ny fitanisàana ireny tahàro. Tsy azoko mihitsy ny aiko, ary miezaka ny tsy mividy ireny vokatra ireny aho.
Fanarontsaronana
Nahazo angom-baovao avy ao anatiny momba ny ivon-toerana mikirakira ronono ao Yili any Mongolia Afovoany i Comes Violet (紫罗兰奔你来) mangataka ny mpiasa rehetra ao amin’ilay ivon-toerana hanàla izay rehetra mety ho akora simika toy ny peroxyde d'hydrogène sy ny mélamine, sy koa hamotika ny tahirin-dronono ahitàna amidon sy akora simika hafa.
Manentana ny mpanao gazety rehetra manerana ny firenena sy maneran-tany ny mpanoratra mba handeha ho any Mongolie Afovoany hamaky bantsilana ity tantara ity:
内蒙古的奶站加三聚氰胺是向山西省的奶农们学习的,经验是从山西传过来的,这些东西奶农们都知道,他们说,山西的奶牛根本在品质方面就不是奶牛,但是那里的奶却合格,而内蒙古本地的奶就不合格,最后发现山西那边的奶站就是加了三聚氰胺才合格的,所以现在往奶里掺三聚氰胺,淀粉,双氧水是一个公开的秘密。
Ny fomba fanao manampoka melamine dia niandoha avy any Shanxi. Tsy dia tsara loatra toy ny kalitaon’ny ronono avy ao Mongolia Afovoany ny rononon-dry zareo, kanefa ny vovo-dronono avy any Mongolia Afovoany dia tsy mahatratra ny fenitra ilaina amin’ny tahan’ny proteina. Etsy andanin’izay, noho ny melamine, tafita amin’ny fitsirihana ny ronono avy any Shanxi. Izay no anton’ilay tsianbaratelon’ny ivon-toerana mamokatra ronono amin’ny fanampohany melamine, amidona sy peroxyde d'hydrogène.
现在主要是没有中央媒体的记者来采访,实际上问一下当地的老百姓,就能找到奶站和奶农,他们就和我说的一致,可惜我当时没有录音,因为我不是记者。
Ankehitriny, ny olana fototra, dia tsy manana mpanao gazety hanadihady ireo mpiompy mpamokatra ronono isika, izay nambaran’izy ireo dia hanamafy izay ambarako. Saingy indrisy, tsy mpanao gazety aho sady tsy nandrakitra ny antsipirihan-javatra.
Ary mba ahoana ny amin’ny vokatra ronono tamin’ny Lalao Olaimpika ?
I Twocold (韓寒) no manamarika fa ny vaovaon’ireo mpampita vaovao nentim-paharazana dia nanoritra hoe tsy voapoizina akory ireo vokatra ronono naroso tamin’ny Lalao Olaimpika :
通过这次事件,我终于认识到,我们真是一个礼仪之邦。你看小日本,把好的留给自己国家,稍差一点的出口。而我们始终是有骨气的国家,就要和小日本反着来,这才是反日。
Tsapako aty am-parany avy amin’ity tranga ity fa tena mahay mandray vahiny tokoa ny firenentsika. Jereo Japana, T*tazoniny ho an’ny terataniny ny vokatra tsara ary aondrany any ivzelany kosa ny sokajy faharoa (ny ratsiratsy kokoa). Ho an’ny tanintsika kosa, ny mifanohitra amin’izay no ataontsika. Tena “fanoherana an’i Japana“ marina tokoa
1、如果国家承认奥运会使用或出口奶制品含有三聚氰胺,则将有引发国际丑闻和外交事故的危机,所以即使有,政府也不敢承认,反正都已被人吃掉或扔掉了。(希望能有国外的有心人查过尚未正式闭幕的残奥会);2、但如果照国家和三鹿的说法,牛奶掺毒仅是不法奶农所为(警方很快抓获疑凶,办其他案也不见这么快过),连三鹿公司1100多项先进的检测程序都没法检验出来,何以肯定奥运会使用的伊利奶制品不含三聚氰胺?
1.Raha niaiky ny governemanta fa voapoizina tamin’ny melamine koa ny ronono nandritry ny Lalao Olaimpika sy ireo naondrana any ivelany, dia ho lasa olana iraisam-pirenena izy ity. Mino aho fa tsy ho sahy hiaiky izany ry zareo. Na inona na inona ambara, efa lany voatelina aloha ireo vokatra. (Manantena aho fa mba hisy hanara-maso akaiky ny ronono mandritry n y Lalao Paralimpika).
2. Raha ny fanazavan’ny Sanly sy ny governemanta no raisina, dia ny mpamokatra ronono no nanampoka melamine (tena miasa mafy tokoa momba azy io ny mpitandro filaminana) ary dia tsy tratry ny fitsirihana kalitao efa ho 1100 ataon’ny Sanlu, ka ahoana no ahafahany mitompo teny fantatra fa ny vokatr’i Yili nandritry ny Lalao Olaimpika dia tsy nisy melamine?
Manamarika ihany koa ny mpitoraka blaogy fa efa tamin’ny taona 2007 no nisy Tale iray tao amin’ny ivon-toerana nitaraina fa hatramin’ny taona 2005 no efa fanampohana kasinga hafa nataon’ny orinasa tamin’ny ronono, ka isan’ireny ny vovoka proteina sy vovoka tavy. Nefa notsinontsinoavin’ny Yili ny fitarainany.
Iza no hizaka ny vokany ?
Miezaka mampitony ny hatezerana ny governemantan’i Hebei amin’ny alàlan’ny fandraisany an-tànana ny saram-pitsaboana ireo zazakely marary. Na izany aza, manontany tena i Caodan hoe nahoana no ny mpitondra ao Hebei no hizàka ny vokany eo amin’ny toeran’i Sanlu amin’ity tantara ity :
实在是太操蛋了,虽然看起来它是一个非常有爱心的举动。但为什么这份钱由政府来出?政府哪来的钱?还不是纳税人的?但为什么人家纳了这个税,要去让政府帮三鹿擦这个屁股?还是说,政府在给自己擦屁股?但河北政府又说,河北政府在三鹿集团里没有股份。
那么,这是一家企业因自己的产品不合格而导致其消费者受害,理应由他自己来赔偿。而且它还是个营业额高达70亿之多的企业 ,为什么会把这笔帐算在河北政府,即河北纳税人头上?这实在是太令人费解了。Tena zavatra mahasoso…, toy ny hoe mba miasa loha ho amin’ny tombotsoam-bahoaka iny ery ny governemanta! Nefa nahoana no tsy maintsy zakain’ny governemanta ny lany rehetra ? Avy aiza no nihavian’ny volan’ny governemanta? Tsy avy amin’ny hetra alohan’ny mpandoa hetra rehetra ve? Nahoana no avela hamàfa ny hadalàn’ny Sanlu amin’ny volantsika ny governemanta ? Sa ny hadalàn’ny governemanta mihitsy io ezahany fafàna ankehitriny io ? Nefa milaza ny governemantan’i Hebei fa tsy manana vola miasa ao amin’ny Sanlu.
Milako ny mpanjifany amin’ny vokatra vokariny ihany ity orinasa ity, tokony ho azy ireo ny fandoavana ny onitra. Fanampin’izany, nahatratra 7 lavitrisa yuans ny vola kirakirany, nahoana no ny governemanta sy ny mpandoa hetra ao Hebei no hizàka ny vokany? Tsy mampino !
Araka ireo vaovao farany, be ireo tomponandraikitra ambony amina antoko tao amin’ny faritanin’i Hebei no nametra-pialàna noho izy ireo voarohirohy amin’ny tantara ratsin’ny vovo-drononon’i Sanlu.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...