- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Masedonia : Horonan-tsary hiadiana amin'ny kolikoly

Sokajy: Makedonia, Fahalalahàna miteny, Fanoherana, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Politika, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna, Zon'olombelona

Nizara rohi [1]n'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje [2] i Razvigor 😉 dia i Komunikacii [3] [MKD] sy Panta Rei [4][MKD].