- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Singapaora: Voarara ny ronono shinoa

Sokajy: Shina, Singapaoro, Fahasalamàna, Toekarena sy Fandraharahàna

Nahitana melamina [1] , ilay fangaro namparary sy nahafaty zaza tany Shina, ihany koa ilay marika ronono holandey any Singapaora. Voarara any Singapaora [2] moa ankehitriny ny ronono avy any Shina. Nosoratan'ny [2] mpamaham-bolongana iray : “Ho porofon'ny fifandraisan'izao tontolo izao sy ny fiafaran'ny sakafo amin'izao fotoana izao, dia efa niitatra tafavoaka an'i Shina ankehitriny ny fahitana sakafo voamboatran'ny orinasa “voapoizina”.”