- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bengladesh: Nananga-jaza tamin'ny fomba tsy ara-dalàna ve McCain?

Sokajy: Amerika Avaratra, Bangladesh, Etazonia, Fifidianana, Lalàna

Shada Kalo bolongana no manontany [1] sao dia tsy ara-dalàna ny fananganan-jaza nataon'ilay mirotsaka hofidiana ho filohan'i Etazonia i John McCain sy i Cindy McCain tamin'ny zanany vavy bangla antsoiny hoe Bridget satriamanko araka ny lalàna bangla dia ‘tsy misy vahiny mahazo manangana zaza bangla ho zanany’.