- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Ahmadinejad sy ny Zava-mahadomelina

Sokajy: Iràna, Fitantanam-pitondrana, Tanora

Araka ny lazain'i [1] Emroozema [Fa], mpitoraka blaogy avy ao Iran  dia 600000 ihany no nolazain'ny Filoham-pirenena Iraniana Mahmoud Ahmadineja fa marary noho ny fidorohana zava-mahadomelina ao Iran. Araka ny voalazan'ny tompon'andraikitra hafa nefa, hoy ihany ity mpitoraka blaogy ity dia mananika ny 3 tapitrisa ny isan'ny marary noho ny zava-mahadomelina ary latsaky ny 19 taona ny ampahatelony.