Tantara tamin'ny 17 Septambra 2008
Shina sy Taïwan : Hatezerana vokatry ny vovo-dronono voapoizina vita avy any Shina
Ireo vokatra vovo-dronono, novokarin'ny vondron'orinasa Sanlu (三鹿) avy any Shina, dia tsikaritra fa voapoizina tamin'ny alalan'ny melamine taorian'ny nahitàna fa zaza an-jatony no narary tratry ny vato any amin'ny voa...