- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

RD Congo: Radio sy tele maro nakatona

Sokajy: R.D. Kongo, Media sy Fanoratan-gazety

Mediatic [1] [Fr] no manoratra ny fikatonan'ny foibena televiziona dimy sy fampielezam-peo roa any Kinshasa tsy nahazo alalana ary maminaviina fa io ilay nampiomanan'ny fitondrana any fa “hanadio ny trano” izy.  (via Réseau International de correspondants francophones [2])