- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arabia Saodita: Ankamamian'ny Saodiana ve i Sarah Palin?

Sokajy: Amerika Avaratra, Arabia Saodita, Etazonia, Politika, Vehivavy sy Miralenta

American Bedu no maminavina raha azo atao olom-pirenena Saodiana filamatra i Sarah Palin: “Manohana ny fampianaram-pamoronana ny tany sy ny eo aminy izy fa tsy ny fampianaram-pivoaran'ny tontolo…Tsy manaiky ny fanalan-jaza izy… Ary ‘tokony’ hahalala zavatra maro momba ny solika izy satria avy any amin'ny fanjakana [1] mpamokatra izany any Amerika.”