- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Revolisionan'ny fahamahanam-bolongana

Sokajy: Amerika Latina, Ejipta, Iràna, Kiobà, Shina, Fahalalahàna miteny, Fanoherana, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Politika, Zon'olombelona

The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) [1]nosoratan'i  Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon [1] rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The Blogging Revolution io. Eto no ilazalazany [2] ny mombamomba ny boky.