Sukuma Kenya no manoratra momba ny fisamborana ireo mpikatroka politika any Kenya [1]: ‘Mihaika tanteraka indray ny fahafahantsika mivory ny pôlisy nisambotra mpikambana ao amin'ny Bunge La Wananchi mba hampihorohoroana azy ireny. Tohin'ny famelezana ny fiaraha-monim-pirenena izao.”
Kenya: Nosamborina ny mpikambana ao amin'ny Bunge La Wananchi
· Mpanoratra Ndesanjo Macha Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Kenyà, Politika, Zon'olombelona