- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Jamaïka, Guyana : Makotroka ny fodian'i Bolt any an-tanindrazana

Sokajy: Karaiba, Goiana, Jamaika, Fanatanjahantena

The rain didn't stop Usain Bolt's return ‘back a yawd’. People lined the road from Norman Manley Airport all the way to the Jamaica Pegasus Hotel in New Kingston

“Tsy nahasakana ny fodian'i Bolt aty amin'ny tanàna ny filatsahan'ny orana. Vory lanona ny olona eran'ireo arabe izay manasaraka ny seranam-piaramanidina Norman Manley sy ny Hôtely Jamaica Pegasus any New Kingston”

: samy mitatitra ny figadonan'i Bolt [ilay nandrombaka ny medaly Olaimpika volamena amin'ny hazakazaka 100m tany Beijing farany teo] amim-piezinezenana any Jamaïka avokoa ry A Fe Me Page Dis Iyah [1] sy YardFlex.com [2] ary Guyana 360 [3].