- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Fahefana amin'ny alalan'ny fitaovan-dahatrisa (niomerika)

Sokajy: Afrika Atsimo, Hafanàm-po nomerika, Teknolojia

Bay Tsimane no mamaham-bolongana avy any amin'ny Fihaonamben'ny olom-pirenena mampiasa fitaovan-dahatrisa (niomerika) tontosaina any Indaba, Afrika Atsimo amin'izao fotoana izao [1]: “Tamin'ity taona ity ny Digital Citizen Indaba (DCI) dia nampiseho tamin'ny fomba mamelombelona sy tamin'ny alalan'ny fanehoana an-tsary ny fanovana ny fiainam-piaraha-monina entin'ny haitao finday tahaka ny MXit, finday iray  fanaovana karajia. “