- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Haiti: Ilalana

Sokajy: Karaiba, Haiti, Fampandrosoana, Fifidianana, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Sakafo, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana, Vehivavy sy Miralenta, Voina, Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT)

jmc strategies [1] no niteny fa “Tafapetraka amin'ny fomba ofisialy ho Piraiminisitra Haisiana hajaina izao i Michèle Pierre-Louis…Hanokatra Toko amin'ny fanamby lehibe indrindra hatrehin'i Haiti amin'ity taompolo ity :Ny fanorenana indray taorian'ny fandravana nisesy nataon'ireo rivodoza Fay, Gustav, Hanna ary Ike.”