- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sodàna: Lazao anay izay hevitrareo amin'i Darfur

Sokajy: Amerika Avaratra, Etazonia, Sodàna, Ady & Fifandirana, Hafanàm-po nomerika

“Lazao anay izay teti-panoronareo amin'i Darfur!” [1] dia vondrona Facebook iray, mampivoitra ny fiangavian'ny olo-tsotra amin'ireo mirotsaka hofidiana no filoha dia Atoa McCain sy Atoa Obama hanana paika manokana momba an'i Darfur tokony hozakaina rehefa mitondra raha tarafina avy amin'ny efa fidiran'i Etazonia antsehatra any amin'ity faritra ity…