- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kolombia: MP3 tsy ara-dalàna ao amin'ny vohikalan'ny polisy

Sokajy: Amerika Latina, Kolombia, Lalàna

Camilo Uribe no manoratra momba ny dosie MP3 nosintonina tamin'ny fomba tsy ara-dalàna ao amin'ny vohikalan'ny polisy Kolombiana [es] [1], ary taorian'izay dia nampiasa tenimiafina ry zareo hanaronana izany, fa tsy nesoriny ny dosie. Nitranga izany rehefa namotika dvd piraty 70 000 tao an-tanànan'i Medellin ry zareo.