- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Taiwan: Fitotonganan'ny tsenam-petra-bola ifampiraharahana

Sokajy: Taiwan (ROC), Politika, Toekarena sy Fandraharahàna

Ny bolongan'i Michael Turton no miresaka ny fiantraikany amin'ny sehatra politika ny fihenan-danjan'ny tapakilam-pifampivarotam-petra-bola any Taiwan [1].