- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kiobà: zato taona ny namorona ny hira “Guantanamera”

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Mozika

Teraka 100 taona katroka izay ilay namorona ny hira Kiobana malaza indrindra “Guantanamera” nosoratan'i  Joseíto Fernández, [1] ary nanoratra ny hira nandritra ny faha-20 ny taonany, hoy ny nosoratan'i VivirLatino.