- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Saribakoly avy amin'izao tontolo izao

Sokajy: Aostralia, Fifandraisana iraisam-pirenena, Hevitra, Zavakanto & Kolontsaina

Mpamaham-bolongana Aositraliana  Ange, avy ao amin'ny Hegab-Rehab [1], no manoratra momba ny saribakoly vitsivitsy voangona avy amin'ny lafy valon'izao tontolo izao, misy saribakoly Miozolomana amin'izy ireo ary ny hafa kosa mifototra amin'ny fiaviana (foko) tsotra fotsiny.