- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kiobà, Barbada, Etazonia: Ny kabarin'i Palin

Sokajy: Amerika Avaratra, Amerika Latina, Karaiba, Barbady, Etazonia, Kiobà, Fifidianana, Fifindràmonina, Hehy, Politika, Vehivavy sy Miralenta

Raha ‘somary nampiaiky azy kely ihany ny kabarin'i Palin (kandidà repobilikana miray lisitra amin'i McCain) halina’ ny mpamaham-bolongana Kiobana ampielezana Babalu [1], Ilay mpamaham-bolongana Barbadiana ampielezana Jdid [2] kosa niteny hoe: “Niezaka ny hitsikera an'i Obama amin-javatra tsy dia misy dikany efa nitsikerana azy taloha izy, tsy namaky lay tamin-javatra hafa izy ary amin'ny toetry ny tarehiny tahaka an'i Tina Fey sy ireny paingotra malemy ireny moa ho ahy na ho an'olon-kafa antenaina avy aminy ho lasa ‘Mivantana avy any New York amin'ny Sabotsy alina?”