- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Madagasikara: Mpanao politika mpanohitra nosamborina

Sokajy: Madagasikara, Fahalalahàna miteny, Fanoherana, Fitantanam-pitondrana, Politika

Gazety [1] Avylavitra no namoaka sary vitsivitsy ny nisamborana mpitarika mpanohitra iray nosamborina ampahibemaso indrindra [2] dia Atoa Henri Lecacheur tao amin'ny toerana misy ny tsena (taloha) ny zoma maraina (8/29/008) ary polisy misarontava no nisambotra azy (mg).