- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Fitsikerana avy amin'ny mpanolotsainan'ny filoham-pirenena

Sokajy: Iràna, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana

Namoaka lahatsoratra mitsikera ny governemanta any Iran ao amin'ny blaoginy [1] i Ali Akbar Javanfekr, mpanolotsainan'ny filoham-pirenena any an-toerana. Tranga iray tsy mahazatra ao Iran izao.