- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Orogoay : Fihaonan'ny Ceibal faharoa mikasika ny solosaina xo

Sokajy: Amerika Latina, Orogoay, Fanabeazana, Tanora, Teknolojia

Nambaran'i Pablo Flores fa ho avy ny andiany faharoa amin'ny fihaonan'ny Ceibal ao Montevideo, any Orogoay [1] [es]. Fihanonana, tsy ofisialy, ataon'ireo mpahay informatika moa izy ity mba hamoronana rindrankajy “open-source” ho amin'ny solosaina XO.