- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Keny : Mila ny fanampian'ny ICT board ve ireo mpikirakira rindrankajy ?

Sokajy: KenyĆ , Teknolojia

“Mila ny fanampian'ny ICT board ve ireo mpikirakira rindrankajy eto an-toerana ? ” hoy i Al Kags [1] raha miresaka ny famokarana rindrankajy ao Kenya.