- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Ao amin'ny Yahoo ihany ny anaran'i Iran

Sokajy: Iràna, Fifandraisana iraisam-pirenena, Hafanàm-po nomerika

Araka ny nolazain [1]‘i Kourosh Ziabari dia naverin'ny Yahoo mail ao amin'ny lisitry ny firenena ao amin'ny takelaka fisoratana anarany i Iran rehefa nalany tao nandritra ny volana maromaro.