- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona : Ny lalao olympika ao Beijing

Sokajy: Libanona, Fanatanjahantena, Tantara, Lalao Olaimpika

Na dia kely aza ny fandraisana anjaran'ireo Libaney amin'ny lalao Olympika any Beijing, dia tsara marihina fa in-dray mandeha ihany no tsy nanana solo-tena tamin'ny lalao Olympika i Libanona hatramin'ny 1948. Ny fandraisan'anjaran'i Libanona amin'ity lalao ity no resahin'i Ajnabiya [1] ao amin'ny lahatsorany farany.