- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fanamiana Hijab amin'ny Olympika

Sokajy: Fanatanjahantena, Fivavahana, Vehivavy sy Miralenta, Lalao Olaimpika

Nizara [1] sarin'ireo mpanao fanatanjahan-tena tamin'ny lalao Olympika izay manao Hijab ny blaogy anglisy Hijab Style. Hita ao amin'ny sary i Ruqaya al Ghasara avy ao Bahrain sy Waseelah Fadhl Saad avy ao Yemen.