Tantara tamin'ny 19 Aogositra 2008
Libanona : Ny lalao olympika ao Beijing
Na dia kely aza ny fandraisana anjaran'ireo Libaney amin'ny lalao Olympika any Beijing, dia tsara marihina fa in-dray mandeha ihany no tsy nanana solo-tena tamin'ny lalao Olympika i Libanona hatramin'ny...
Pakistana : Inona indray no hitranga aorian'i Musharraf ?
Nanao tatitra ny nolazain'ireo filazam-baovao iraisam-pirenena taorian'ny fialan'ny filoha Pakistaney Musharraf i Kamla Bhatt.
Paragoay : Sary tamin'ny fandraisan'ny filoha ny fahefana ao amin'ny Flickr
Tamin'ny faha-15 Aogositra lasa teo no nanao fihanihanana i Fernando Lugo, Eveka Katolika taloha ary lasa filoham-pirenena ao Paragoay. Nampientana ny vahoaka paragoaiana, na ny any an-toerana na ireo monina...
Fanamiana Hijab amin'ny Olympika
Nizara sarin'ireo mpanao fanatanjahan-tena tamin'ny lalao Olympika izay manao Hijab ny blaogy anglisy Hijab Style. Hita ao amin'ny sary i Ruqaya al Ghasara avy ao Bahrain sy Waseelah Fadhl Saad...
Kazakhstana : ny lalao Olympika tamin'ny blaogy
Nangingina ny resaka politika teo anivon'ireo mpitoraka blaogy avy any Kazakhstana noho ny lalao Olympika. Mahasorena an'i Alim Atenbek ny fanamiana nanaovan'ny ekipa avy ao Kazakhstana [ru]: Officials always want...
Fifaninanana horonan-tsary ao amin'ny You Tube
Namoaka horonan-tsary hampielezana ny fifaninanana amin'ny filazam-baovao avy amin'ny firairay ny sampana Citizen News ao amin'ny You Tube. Horonan-tsary amin'ny teny Anglisy, latsaka ny 3 minitra ny faharetany, ary mikasika...