- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Slovakia : Mandrefy medaly Olympika

Sokajy: Slovakia, Fanatanjahantena, Lalao Olaimpika

Araka ny kajikajy [1] nataon'i Margarete, avy ao amin'ny The foreigner's guide to living in Slovakia dia fahafolo i Slovakia amin'ny isan'ny medaly isan'olona tamin'ny lalao Olympika, raha i Slovenia no voalohany.