- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Brazil : Antsika ny Alimo

Sokajy: Amerika Latina, Brezila, Fanatanjahantena, Hehy

Nisy nanokatra blaogy vaovao : Bronze Brasil 2008 [1] ho fananihaniana ny vokatra azon'ireo atleta Braziliana tamin'ny lalao Olympika ao Beijin. “Toa rava tanteraka ny nofinofintsika handresy ny record amin'ny lalao Olympika noho izao fahazoantsika ny medaly alimo faha-5 izao. Medaly alimo 5. Andro 6 no nilalaovana. Mety ho tanteraka ny nofinofy. Antsika ny alimo”.