- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Cote d'Ivoire : Fihaonan'ny mpitoraka blaogy

Sokajy: Cote d'Ivoire, Hafanàm-po nomerika

Mikasa hikarakara “Blogcamps” ao Abidjan [1] [Fr] i Théophile Kouamouo, mba hihaonan'ireo mpitoraka blaogy any an-toerana, hifampizarany ny traikefany sy hampianarana izay liana amin'ny fitorahana blaogy.