- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Mpianatra mpitolona navoaka ny fonja

Sokajy: Iràna, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana, Zon'olombelona

Varesh, mpamaham-bolongana Iraniana, no nilaza [1][Fa] fa mpianatra telo mpitolona antsoina hoe, Ghasaban [2], Tavakoli [3] ary Mansouri [4], no navoaka ny fonja rehefa notazonina amponja nandritra ny 15 volana.