Tantara tamin'ny 14 Aogositra 2008
Niteraka resa-be ilay horonan-tsary nahitana Kolombiana nanafika fianankaviana iray tany Shily
Voamarina fa mpifindra-monina Kolombiana 10 nanafika fianankaviana avy ao Però avy namonjy fety tao Iquique (any Shily) tamin'ny 3 Aogositra 2008 lasa teo no hita tamin'ny horonan-tsary iray nalaina tamin'ny...
Zeorizia, Rosia: Tsy maharo ny siviliny ny fitondrana
Vao tafaverina rehefa nihitsoka tany Zeorizia ny manao gazety Okiraniana Ihor Lutsenko – mampiasa ny anarana LJ igordaily – Ity eto ambany ity ny nosoratany tao amin'ny bolongany (UKR): […]...
Ny fifandraisan'i Zeorizia amin'i Etazonia
Soratan'i Frencheagle ny fifandraisan'i Zeorizia amin'ny fitondrana any Etazonia[Fr]: “Nahoana moa isika no manameloka ny ataon'i Rosia nefa manadino kosa ny fanamelohana ny politika aimperialistan'i Etazonia izay mody mampiasa ny...
Iran: Mpianatra mpitolona navoaka ny fonja
Varesh, mpamaham-bolongana Iraniana, no nilaza[Fa] fa mpianatra telo mpitolona antsoina hoe, Ghasaban, Tavakoli ary Mansouri, no navoaka ny fonja rehefa notazonina amponja nandritra ny 15 volana.
Etazonia : Mitoraka blaogy mba handraisan'ny Anglikana ireo Pretra sy Eveka LGBT
Tamin'ny tapaky ny volana Jolay no natao tao amin'ilay katedraly manan-tantara ao Canterbury, ao Angletera ny fivoriam-ben'i Lambeth. Isaky ny folo taona moa no tanterahina ity fivoriam-be ity, izay hihaonan'ireo...
Libanona: Fanafihan'ny mpampihorohoro an'i Tripoli
Nahafaty olona 11, ka miaramila ny 9 amin'izany, sy naharatra 30 hafa ny fanapoahana baomba nataon'ny mpampihorohoro tany Tripoli, Libanona. Nangonin'i Moussa Bashir ny fanehoan-kevitry ny mpamaham-bolongana Libaley tamin'ity fanafihana ity.