- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Fitoriana miaraka

Sokajy: Shina, Fahalalahàna miteny, Lalàna

Misy vohikala iray natsangana mba handrindrana fitoriana miaraka ataon'olona maromaro hanoherana ny sivana manjaka amin'ny aterineto any Shina. [1]